![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Asabotsy 30 May 2009 amin'ny 3:00 PM
Toerana:
2309 Peggy Lane,
Silver Spring,
MD 20910
" FILAZANA SY FAMANGIANA MANJO "

Ho antsika havana, tapaka sy namana rehetra :
Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsinganan'ny tena amin'ny maty
no ampandrenesana fa ny hava-malalanay :
HAJAMANANA RAZAKAMANANTSOA Lalao
Norovelo
dia nodimandry ny
Zoma 17 Aprily 2009.
Hoy ny iray tampo aminy : RAKOTOMALALA Mamy mivady sy ny zanany.
Ny famangiana ny fianakaviana dia hatao ny Asabotsy 30 May
2009, ao :
2309 Peggy Lane,
Silver
Spring,
MD 20910
amin'ny telo ora tolakandro.
PS: Miangavy antsika mba hampita ity filazana ity amin' ireo olona tsy mbola
nahazo.

![]()
![]()