Noho fahatongavan'ny Paska 2010 dia hanomboka amin'ny Asabotsy 6 March 2010 izao ny famerenenan-kira ho any Chorale Malagasy eto Washington DC sy ny manodidina.
Koa manasa antsika rehetra chorale tsy ankanavaka sy izay te- hanatevin-daharana izany mba ho avy hamonjy ny famerenan-kira.
Andriamatoa Roger RALAY mivady
5314, Bangor Drive
MD-20895
Ny fotoana dia hanomboka amin' ny 4 ora tsy diso, (4.00 pm) tolakandro.
Raha mila torolalana na fanazavana amin'ny fandehanana any amin'i Mr Roger Ralay mivady dia aza misalasala miantso ny telephone 301-946-0979// 301-948-0947
Dia misaotra antsika mialoha.
Ny mpikarakara.
![]()
Vaovao : Help Gauthier Rakotonirina (ton malgache prefere) win concordia's next top model
Cher(e)s Ami(e)s,
A l'heure ou j'ecris, Gauthier mene au score pour le vote sur internet. C'est
grace a votre participation qu'il est passe de la 3 eme a la premiere place.
Continuons a voter jusqu'au 17 mars 20:45 heure de montreal.
Ci après son interview sur un site malgache sobika.com et le lien pour le vote:
http://www.sobika.com/v2/interview/2010/gauthier_rakotonirina.php
http://casacares.com/index2.php?option=com_content&view=article&id=5&Itemid=11
A très bientôt
José Rakotonirina
![]()
Vaovao : Asabotsy 20 Marsa 2010 amin'ny 4:00 PM
Famerenan-kira Chorale Malagasy
Manao ahoana daholo isika rehetra,
Noho fahatongavan'ny Paska 2010 dia mbola mitohy hatrany amin'ny Asabotsy 20 Marsa 2010 izao ny famerenenan-kira ho any Chorale Malagasy eto Washington DC sy ny manodidina.
Koa manasa antsika rehetra chorale tsy ankanavaka sy izay te- hanatevin-daharana izany mba ho avy hamonjy ny famerenan-kira.
Izany dia atao ao amin' ny tranon'i:
Andriamatoa Roger RALAY mivady
5314, Bangor Drive
MD-20895
Ny fotoana dia hanomboka amin' ny 4 ora tsy diso, (4.00 pm) tolakandro.
Raha mila torolalana na fanazavana amin'ny fandehanana any amin'i Mr Roger Ralay mivady dia aza misalasala miantso ny telephone 301-946-0979// 301-948-0947.
Dia hisaorana mialoha i Madame Nicole Razakalalao amin'ny fanolorana tena haka ireo olona izay mila izany, eny amin'ny White Flint Metro Station amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro na 3.30 pm tsy diso, koa mba hiangaviana isika izay mila izany mba hiantso an' i Madame Nicole: 301-613-0099 mba ahafahany mandray ny rehetra miaraka ao amin'ny metro mba tsy hivezivezana ary mba ahafahantsika manomboka aram-potoana.
Tsy hanananay daholo ny e-mail ny rehetra fa dia mba ampitampitao ny hafatra azafady.
Dia misaotra antsika mialoha.
Ny mpikarakara.
Vaovao : Alahady 21 Marsa 2010 manomboka amin'ny 10:30 AM
Service pour le Décès du Pasteur Charles Hein
Salutations à tous les membres et amies de l'Église protestante francophone de Washington DC.
J'ai mentionné dans le message de dimanche dernier le décès du pasteur Charles Hein. Déjà depuis quelques semaines nous avions eu l'occasion au culte de prier pour lui et sa famille. En effet sa santé déclinait rapidement.
Dimanche dernier plusieurs d'entre vous avez écrit un mot pour être envoyé à son épouse Gaby.
Le décès du pasteur Hein est survenu mercredi matin le 10 mars à 2h00. Le pasteur Hein a été pasteur en 1996-97 et une partie de 98. C'est, entre autre, sous son ministère que le presbytère a été acheté et que la paroisse a vécu un nouveau souffle. Il a conservé des liens avec plusieurs paroissiens et a eu l'occasion de nous rendre visite à de nombreuses reprises.
Il est mort paisiblement, son épouse et deux de ses enfants à ses côtés, les deux autres ayant dû retourner à leurs occupations.
Jusqu'à la dernière minute il était serein et complètement lucide même s'il ne pouvait plus parler depuis quelques jours. Il était sous respirateur artificiel et Gaby son épouse nous a mentionné qu'il a lui-même enlevé le tube... Il est parti heureux.
Il n'y a eu ni enterrement ni crémation, son corps ayant été donné à la science (de même pour Gaby plus tard). Un bref rappel de sa mémoire, avec quelques chants sur la résurrection et une prière, a eu lieu dans son Église de Pleasant Hill.Dimanche prochain le 21 mars, lors de notre service régulier à 10h30 à Wesley Theological Seminary, nous nous rappellerons à nouveau la mémoire du pasteur Hein. Nous chanterons la résurrection et bénirons Dieu pour la vie de ses serviteurs.
Que le Seigneur vous accompagne et bénisse tout particulièrement Gaby l'épouse du pasteur Charles Hein.
Pasteur Marc-Henri Vidal
Vaovao : Asabotsy 27 Marsa 2010 amin'ny 4:00 PM
Famerenan-kira Chorale Malagasy
Manao ahoana
daholo isika rehetra,
Noho fahatongavan'ny Paska 2010 dia mbola mitohy hatrany amin'ny
Asabotsy 27 Marsa 2010 izao ny famerenenan-kira ho
any Chorale Malagasy eto Washington DC sy ny manodidina.
Koa manasa antsika rehetra chorale tsy ankanavaka sy izay te-
hanatevin-daharana izany mba ho avy hamonjy ny famerenan-kira.
Izany dia atao ao amin' ny tranon'i:
Andriamatoa Roger RALAY mivady
5314, Bangor Drive
MD-20895
Ny fotoana dia hanomboka amin' ny 4 ora tsy diso, (4.00 pm) tolakandro.
Raha mila torolalana na fanazavana amin'ny fandehanana any amin'i Mr Roger Ralay
mivady dia aza misalasala miantso ny telephone
301-946-0979//
301-948-0947.
Dia hisaorana mialoha i Madame Nicole Razakalalao amin'ny fanolorana tena haka
ireo olona izay mila izany, eny amin'ny
White Flint Metro Station
amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro na 3.30 pm tsy diso, koa mba hiangaviana
isika izay mila izany mba hiantso an' i Madame Nicole:
301-613-0099 mba ahafahany mandray ny rehetra miaraka ao amin'ny
metro mba tsy hivezivezana ary mba ahafahantsika manomboka aram-potoana.
Tsy hanananay daholo ny e-mail ny rehetra fa dia mba ampitampitao ny
hafatra azafady.
Dia misaotra antsika mialoha.
Ny mpikarakara.



